ECOUTEZ LA RADIO :  

Gazety volana Septambra[2022]

Gazety volana aogositra(2020) || Gazety volana septambra 2020 || Gazety volana oktôbra 2020 || Gazety volana novambra (2020) || Gazety volana desambra (2020) || Gazety volana Janoary (2021) || Gazety volana febroary [2021] || Gazety volana martsa [2021] || Gazety volana aprily [2021] || Gazety volana mey [2021] || Gazety volana Jona[2021] || Gazety volana Jolay[2021] || Gazety volana Aogositra[2021] || Gazety volana Septambra[2021] || Gazety volana Oktobra[2021] Gazety volana novambra [2021] || Gazety volana desambra [2021] || Gazety volana Janoary [2022] || Gazety volana Febroary[2022] || Gazety volana Marsa[2022] || Gazety volana Aprily[2022] || Gazety volana Mey[2022] || Gazety volana Jona[2022] ||  Gazety volana Jolay[2022] || Gazety volana Aogositra[2022] || Gazety volana Septambra[2022]




  

EntteJournalSeptembra2022


MohammadGrand 1021

FANKALAZÀNA NY TSINGERINTAONA NAHATERAHAN’NY MPAMINANY MOHAMAD (SAW): HANEHO FIRAISAN-KINA TANTERAKA NY CRA HIARAKA AMIN’IREO SILAMO SY NY FINOANA REHETRA HANDRITRA NY ANDRO FANKALAZANA.

Toy ny mahazatra isan-taona amin’ny fankalàzana ny andro nahaterahan’ny Mpaminany Mohamad (saw), ny CRA (Centre Rassoul Akram) etsy Antohomadinika no mpikarakara ny fankalazàna ny andro nahaterahan’ny Mpaminany Mohamad (SAW). Ny andro faha  14 ny volana oktobra no mifanandrify ny daty faha 17 RabiAl  Awal izay nahaterahan’ny Mpaminany no hatokana iray manontolo..........

Tohiny


ARBAINE 1444H, NIAVAKA NY FAHATSIAROVANA NY FAHA EFAPOLO (40) ANDRO NAHA MARITIORA AN’I MAM HOUSSEIN (AS) TETO ANTANANARIVO .

Karbala City Petite

Raha atao indray mielatra ny tantara, ny volana Moharam, volana voalohany amin’ny alimanaka islamika ,fiatombohan’ny taona feno alahelo izany araka ny tantara izay tsy mety adinon’ireo mpanaradia sy mpitia ny taranaky ny Mpaminany (Ahloul-Bayt) isan-taona. Ny faha 10 n’io volana io no nahalasa maritiora ny zafikelin’ny Mpaminany Mohamad (saw) izay fantatra tamin’ny teniny malaza manao hoe: « Houssein dia avy amiko ary izaho dia avy amin’i Houssein» Noho ny fahafantaran’ireo mpanaradia ny taranaky ny Mpaminany (saw)  maneran-tany fa indrindra isika eto Madagasikara izany teny izany no antony mahatonga ny afom-pitiavana tsy maty ao ampon’izy ireo amin’ny fitiavana an’ny Imam Houssein (as).

Araka ny fantatra ary hita sy heno amin’ny fampahalalam-baovao na eto an-toerana na ..........

Tohiny

Anisan’ny toriteny nataon’Imam ALI (ho Aminy anie ny fiadanana)[Izay anisan’ny teniny (as) tsara lahatra, izay ananarany an’ireo olombelona sy itarihany làlana azy ireo hiala amin’ny fahaverezana, ary misy milaza fa Izy dia nanao an’ity toriteny ity taorian’ny nahafaty an’I Tal’hah sy I Zobayr]

Imam AliPeti 2021

Amin’ny alalanay no nahavoatari-dàlana anareo tao anatin’ny haizina, sy nahatafiakatra anareo amin’ny toerana ambony, sy amin’ny alalanay no nahatafavoaka anareo tao anatin’ny fahamaizinan’ny alina, lasa marenina ny sofina izay tsy mahare ny feo mafy mananatra, koa ahoana moa ny feo moramora no hohenon’izay tsy maheno ny feo mafy? Ny fo nitepotepo dia afaka hahazo fahatoniana.

Izaho dia miandry anareo foana amin’ny fiafaran’ny famadihana, ary ataoko ho fantatra ianareo amin’ny alalan’ny toetran’ireo mpisoloky, ny akanjon’ny finoana fotsiny no niaro ahy eo aminareo, fa ny fikasana marina dia nampiharihary anareo eo amiko, nahitsiko hizotra amin’ireo làlan’ny fahamarinana ianareo tao anatin’ireo làlan’ny fahaverezana, izay izoranareo tsy misy porofo, ary miady lavaka ianareo nefa tsy tojo rano.

Tohiny

FAMBOLENA CACAO …AFAKA MIREHAREHA FA MANANA KALITAO TSARA INDRINDRA .

cacaoAmbanja

Sehatra isany hireharehan’ny Madagasikara manerantany ny cacao noho ny kalitao tsara izay ananan’ny vokatra avy aty Madagasikara.

Nandrombaka ny medaly volamena ho an’ny taty Afrika sy ny ranomasimbe Indiana tamin’ny fifaninanana eran-tany amin’ny famokarana cacao mifanaraka amin’ny kalitao takian’ny tsena iraisam-pirenena ny tantsaha ao amin’ny vondron’ny kaoperativa « Lazan’i Sambirano » any amin’iny Faritra Diana iny tamin’ny taon-dasa......

Tohiny

DISTRIKAN’NY AMBATOLAMPY...NANANA OLAN’NY FANANANTANY NY MPONINA, TONGA TANY IFOTONY NY TOMPON’ANDRAIKITRA.

TANYok

Nanana olan’ny fananantany ny mponina ao amin’ireo kominina mandrafitra ny disitrikan’ny ambatolampy. Matetika dia saika ioresaka ady tany io no mampisy ny disadisam-piarahamonina hoy ny fanadihadiana nataonay. Resaka lova, fifampitokisana tsy an-taratasy ,sns ...nefa tokony hisy fifanarahana ara-taratasy mazava izany ka noho ny tsy fananana taratasy no mampisy olana eo amin’ny fiarahamonina hoy ny fanazavana.

Tohiny