ECOUTEZ LA RADIO :  

Gazety volana Septambra[2021]

Gazety volana aogositra(2020) || Gazety volana septambra 2020 || Gazety volana oktôbra 2020 || Gazety volana novambra (2020) || Gazety volana desambra (2020) || Gazety volana Janoary (2021) || Gazety volana febroary [2021] || Gazety volana martsa [2021] || Gazety volana aprily [2021] || Gazety volana mey [2021] || Gazety volana Jona[2021] || Gazety volana Jolay[2021] || Gazety volana Aogositra[2021] || Gazety volana Septambra[2021]


FINOANA || FAMPANDROSOANA || SOSIALY || TONTOLO IAINANA || SAMY HAFA



  

EntteJournalSeptambra 2021

Télécharger notre calendrier islamique 1442H en format pdf


FIVONDRONANA TANY IRAQ

karbalaGrand0821

Isan'taona dia misy olona aman'tapitrisa manao fivahinianana masina any Iraq eo amin'ny halavirana mirefy 80 km avy ao amin'ny tananan'i Najaf mankany Karbala. Inona ny tanjona? Mba hanamarihana ny faha 40 andro nahafatesan'ny olona anankiray antsoina hoe Houssain. Iza moa I Imam Houssen, ary ahoana ny tantarany. Teraka tao Medine,ny Imam Houssain dia zafikelin'ny mpaminany Mohamed. Tamin'ny taona 680, dia nitsangana nanohitra ny fanjakana Omeyades, indrindra fa ny an'I Yazid izay nifototra tamin'ny fangejana sy kolikoly.

Tohin'ny lahatsoratra


ANISAN’NY TORITENY NATAON’IMAM ALI (HO AMINY ANIE NY FIADANANA) IZAY MIRESAKA MOMBA NY NANOMBOHAN’NY NAHARIANA NY LANITRA SY NY TANY, SY NAHARIANA AN’I ADAMA (AS)

Imam AliPeti 2021

[Izay ahitana ny fiderana an’I Allâh (swt), sy ny nahariana ny tontolo, sy ny nahariana an’ireo Anjely (as), sy ny nisafidianana an’ireo Mpaminany (as), sy ny nandefasana an’ilay Mpaminany (saw), sy ny Kor’âny masina, ary ireo didy aman-dalàna.]

Dera ho an’i Allâh (swt) izay tsy mahalaza ny Fiderana Azy akory ireo mpilaza, sy tsy mahatanisa an’ireo Fahasoavany ireo mpitanisa, sy tsy mahatanteraka ny Zony ireo mpilofo amin’izany, izay tsy mahatakatr’Azy ny fahambonian-tsaina, sy tsy mahazo Azy ny halalim-pandinihana, izay tsy misy fetra mametra ny Toetrany, sady tsy misy toetra mamaritr’Azy, sy tsy misy fotoana voatanisa ho Azy, ary tsy misy fe-potoana ny faharetany........

...Tohin'ny lahatsoratra

ASA TANANA ETO MADAGASIKARA, EFA MIDITRA AMIN’NY SEHATRA MAHA MATIHANINA NY MPIKATROKA AZY IO ANY BOENY, NAHAZO KARATRA MAHA MATIHANINA.

artisanatPetit0621

Ho fitsinjovana ireo mpisehatra amin’ny sehatry ny asa tanana, nozarain’ny minisitry ny Asa tanana sy Haitao karatra maha matihanina ireo mpanao asa tanana ao Boeny, izay efa tafiditra amin’ny sehatry ny ara-dalana ao anatin’ny faritra raha nihaona taminy tao amin’ny tranoben’ny Varotra sy ny Asa tanana Mahajanga. 

Nosokafana ihany koa ny CERAM Boeny na ny CEntre Régional de l’Artisanat Malagasy, mba hanamora ny famoahana sy ny fivarotana ny vokatra amin’ny lafiny........Tohin'ny lahatsoratra


ETO MADAGASIKARA ANTSASAMANILAN’NY TANORA NO MBOLA TSY AN’ASA AMIN’IZAO.

JeunMalgsPetit 0921

Mitaraina ny tanora eto amintsika amin’ny tsy fananan’asa . Maro ny nahavita ny fianarana ambony nefa mbola mitovy amin’izay tsy nahavita ihany. Tsy miala andraikitra ny Ministera tomponandraikitra fa mandray anjara amin’ny fampananana asa ny tanora ny ministeran’ny Tanora..........Tohin'ny lahatsoratra



Tohin'ny gazety