ECOUTEZ LA RADIO :  

Gazety volana Jolay[2021]

Gazety volana aogositra(2020) || Gazety volana septambra 2020 || Gazety volana oktôbra 2020 || Gazety volana novambra (2020) || Gazety volana desambra (2020) || Gazety volana Janoary (2021) || Gazety volana febroary [2021] || Gazety volana martsa [2021] || Gazety volana aprily [2021] || Gazety volana mey [2021] || Gazety volana Jona[2021] || Gazety volana Jolay[2021]


FINOANA || FAMPANDROSOANA  || SOSIALY ||  TONTOLO IAINANA



  

EntteJournalJolay2021

Télécharger notre calendrier islamique 1442H en format pdf


FINOANA SILAMO SY KRISTIANINA ETO MADAGASIKARA … NA DIA MIAINA AO ANATIN’NY FAHASAMIHAFANA AZA , MITOVY NY TANJONA RAHA AMIN’NY FANAOVANA ASA SOA AMIN’NY MANODIDINA HOY I PERE PEDRO TENY AMIN’NY FOIBEN’NY FCRA.

pedroGrand

Tsy izoviana amintsika ny ezaka goavana izay ataon’ny toby Akamasoa izay tarihin’ny Pere Pedro eo amin’ny fitsinjovana ireo vahoaka sahirana sy ny fanampiana azy ireo, ary indrindra ny fanabeazana ireo vahoaka ara-panahy sy ny maha olona izay hahatonga azy ireo ho lasa olom-banona sy hanana ny maha izy azy eo amin’ny fiaraha-monina.

Ny FCRA ihany koa izay tarihin’Andriamatoa sheikh Haniphe Akbaraly dia mandray anjara mavitrika amin’ny fanabeazana sy ny fitsinjovana ireo vahoaka sahirana, amin’ny alalan’ny fizarana sakafo isan’andro ireo mahantra, amin’ny alalan’ny fanabeazana sy fampiofanana arak’asa ireo tanora, ary eo ihany koa ireo zaza kamboty izay mipetraka taizana sy beazana eto amin’ny FCRA antohomadinika........................

Lahatsoratra rehetra

 


IDDOUL-ADHA 2021 (Fety ara-pinoana Islamo).

EidAdhaPetit

Ny mpino silamo rehetra maneran-tany dia manana fety roa lehibe, ny “Iddoul-fitr” izay fety atao aorian’ny fanatanterahana ny fifehezana nandritra ny volana masina Ramadhany (volana fahasivy amin’ny fanisan’andro silamo), ary ny faharoa dia ny “Iddoul-Adha” izay fety tanterahana amin’ny fahafolo ny volana Zoul-hidja.... Lahatsoratra rehetra


ETO  MADAGASIKARA, MBOLA MAMELY MAFY NY Kere any Atsimo : nanome 7,5 tapitrisa dolara ny Amerikanina

KerePetit0621

Tsy mitsaha-manaitra ny fitondrampanjakana ny antontan’isan’ireo olona tratrin’ny kere any amin’ny faritra atsimon’ny Madagasikara. Manao izay ho hafany anefa ny fanjakana amin’ny famahana io olana io amin’ny alalan’ny fanitarana ny fiaraha-miasa amin’ireo firenena maro manerantany........

Lahatsoratra rehetra

AMIN’NY KOLIKOLY ETO MADAGASIKARA, MIALA ANY NY RINDRAM-BAIKO A-HARIHARY 2.0 : HANAMAFISANA NY FANARAHA-MASO NY FIFANINANA HIDIRINA HO MPIASAM-PANJAKANA.ADY

corruptionMada0821Petit

Mampitaraina ny maro eto Madagasikara ny kolikoly satria maro ny efa niharan’izany raha ny fanadihadiana nataon’ny mpanao gazety avy eto amin’ny FAHENDRENA. Isan’ny ahitana ny risoriso, làlana ambanin’ny tany, tsy fanarahan-dalana eto amintsika matetika ny fifaninanana hidirana ho mpiasam-panjakana toy ny fifaninanana hidirana ho zandary, polisy, sns….. Vita ny fanavaozana ny rindram-baiko na ny “logiciel  A-HARIHARY 2.0”, .…......................

Lahatsoratra rehetra



tohin'ny gazety