ECOUTEZ LA RADIO :  

Gazety volana Marsa[2022]

Gazety volana aogositra(2020) || Gazety volana septambra 2020 || Gazety volana oktôbra 2020 || Gazety volana novambra (2020) || Gazety volana desambra (2020) || Gazety volana Janoary (2021) || Gazety volana febroary [2021] || Gazety volana martsa [2021] || Gazety volana aprily [2021] || Gazety volana mey [2021] || Gazety volana Jona[2021] || Gazety volana Jolay[2021] || Gazety volana Aogositra[2021] || Gazety volana Septambra[2021] || Gazety volana Oktobra[2021] Gazety volana novambra [2021] || Gazety volana desambra [2021] || Gazety volana Janoary [2022] || Gazety volana Febroary[2022] || Gazety volana Marsa[2022]




  

EntteJournalMarsa2022


 وتَدْعُو عقيب كلّ فريضة فتقول 

Ramadan01Grand

 بسم الله الرحمن الرحيم

يا عَلِيُّ  يا عَظيمُ، يا غَفُورُ يا رَحيمُ، اَنْتَ الرَّبُّ الْعَظيمُ الَّذي لَيْسَ كَمِثْلِهِ شَيءٌ وَهُوَ السَّميعُ الْبَصيرُ، وَهذا شَهْرٌ عَظَّمْتَهُ وَكَرَّمْتَهْ، وَشَرَّفْتَهُ وَفَضَّلْتَهُ عَلَى الشُّهُورِ، وَهُوَ الشَّهْرُ الَّذي فَرَضْتَ صِيامَهُ عَلَيَّ، وَهُوَ شَهْرُ رَمَضانَ، الَّذي اَنْزَلْتَ فيهِ الْقُرْآنَ، هُدىً لِلنّاسِ وَبَيِّنات مِنَ الْهُدى وَالْفُرْقانَ، وَجَعَلْتَ فيهِ لَيْلَةَ الْقَدْرِ، وَجَعَلْتَها خَيْراً مِنْ اَلْفِ شَهْر، فَيا ذَا الْمَنِّ وَلا يُمَنُّ عَلَيْكَ، مُنَّ عَلَيَّ بِفَكاكِ رَقَبَتي مِنَ النّارِ فيمَنْ تَمُنَّ عَلَيْهِ، وَاَدْخِلْنِى الْجَنَّةَ بِرَحْمَتِكَ يا اَرْحَمَ الرّاحِمينَ

 

Tohiny


Ireo zavatra manapaka ny fifehezana amin’ny volana masina Ramadhan

Ramadan0322kotba

Anisan’ny tsara ho fantatry ny mpino silamo ireo zavatra manimba na manapaka ny fifehezana izay ataony mandritra ny volana masina Ramadhan, ka ireto avy ny tsara ho fantatra mikasika izany :

  1. Ny fihinana sy ny fisotrona an-tsitra-po

Ny zavatra tsara ho marihina amin’izany dia tsy misy ny mahasamy hafa ireo zavatra fihinana sy fisotro rehetra, na betsaka na kely, na amin’ny alalan’ny fomba hafa ankoatran’ny vava, ka na dia ohatra ary hoe nampiditra rano amin’ny alalan’ny orona an-tsitra-po dia manimba ny fifehezana izany.

Tohiny


NY TORITENY NATAON’NY MPAMINANY(saw) MOHAMAD TAMIN’NY VOLANA CHA’BANY.

shaaban01Petit0322

Niteny ny Irak’Andria­manitra (saw) manao hoe: Ô ry olona! Tonga aminareo tokoa ilay volanan’Andriamani­tra miaraka amin’ny fahasoavana sy ny fiantrana ary ny fame­lana, Ilay volana tsara indrindra amin’ireo vo­lana rehetra eo anatre­han’Andriamanitra, ny andro amin’izany volana izany dia tsara noho ireo andro rehetra, ny alina amin’izany volana izany dia tsara noho ireo ali­na rehetra, ary ny ora amin’izany volana izany dia tsara noho ireo ora rehetra

Tohiny

VIDIM-BARY ETO MADAGASIKARA ‘‘IO FA MBOLA MIDANGANA ‘‘TSY NAHAVAHA OLANA ANY AMIN’NY FARITRA SASANY NY FAHATONGAVAN’NY VARY MORA.’’

ppnPxpetit

Taorian’ny fiakaran’ny vidim-bary ho 700 ar teto amintsika , milanja 7000 taonina no nafaran’ny fanjakana tamin’ny alalan’ny SPM (State Procurment of Madagascar) mba hentina hamahana ny olan’ny vary eto amintsika. « Vary tsinjo » natao hanamaivanana ny fahasahiranan’ny mponina manoloana ny fiakaran’ny vidim-bary teto Madagasikara no tanjona teny amin’ny voalohany. Antony nahatonga izany fidangany izany raha ny fanadihadiana natao dia ny fihibohana nisy teto amintsika nandritra ny fotoana lavalava, tsy afaka namokatra araka ny tokony ho izy ny mpamboly vary ka niakatra hoazy ny vidiny. Ny any amin’ny distrikan’ny  nosy-be  aza efa tafakatra hatrany amin’ny 900Ar ny farany teo.

Tohiny


FIFAMOIVOIZANA ETO ANTANANARIVO, TOKONY HITADY VAHA OLANA MATY PAIKA NY TOMPON’ANDRAIKITRA.

TransportVillPetit022022

Vao nigadona ity taona 2022 ity dia niha-nitombo tsikelikely ny fitohanan’ny fiara eto an-dRenivohitra. Araka ny fanadihadiana nataonay, nanomboka nisy fitohanambe ny miditra an’Analakely sy Anosy ary amin’ireo faritra manodidina eto Antananarivo nanomboka andro vitsy nialohan’ny fetin’ny voalohan-taona izany. Etsy ankilany anefa mitohy hatrany ny hetsika ataon’ireo mpitandro filaminana mba hamahana ity olan’ny fitohanan’ny fiara ity nefa mbola hita ihany izany ankehitriny..

Tohiny


NY SAMIHAFA REHETRA

.orPetits

ETO MADAGASIKARA,  MANJAKA NY TSIMATY MANONTA AMIN’NY FANONDRANANA IREO HARENA SARO-BIDY SY VOAJANAHARY ANTSOKOSOKO.

Mbola ezaka atao satria olana tsy mitsaha-mitombo eto Madagasikara ny fanondranana an-tsokosoko ny harena voajanahary sy ny kolikoly mifandraika amin’izany. Araka ny fanadihadiana nataonay dia sokatra maherin’ny 21 000 no tratra teto Madagasikara mandritra ny fikasana hanondrana an-tsokosoko, teo anelanelan’ny taona 2018 sy 2021, ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe : ‘‘ IZA NO AMBADIK’IZANY REHETRA IZANY ?

Tohiny