ECOUTEZ LA RADIO :  

Gazety volana Jona[2022]

Gazety volana aogositra(2020) || Gazety volana septambra 2020 || Gazety volana oktôbra 2020 || Gazety volana novambra (2020) || Gazety volana desambra (2020) || Gazety volana Janoary (2021) || Gazety volana febroary [2021] || Gazety volana martsa [2021] || Gazety volana aprily [2021] || Gazety volana mey [2021] || Gazety volana Jona[2021] || Gazety volana Jolay[2021] || Gazety volana Aogositra[2021] || Gazety volana Septambra[2021] || Gazety volana Oktobra[2021] Gazety volana novambra [2021] || Gazety volana desambra [2021] || Gazety volana Janoary [2022] || Gazety volana Febroary[2022] || Gazety volana Marsa[2022] || Gazety volana Aprily[2022] || Gazety volana Mey[2022] || Gazety volana Jona[2022]




  

EntteJournalJona2022OK


Hajj0622

NY FIVAHINIANANA MASINA (HAJJ), ADIDY TAKIANA AMIN’NY MPINO SILAMO, NY FANAOVANA AZY HOAN’IZAY MANANA NY FAHAFAHANA. NY FIVAHINIANANA MASINA (HAJJ), ADIDY TAKIANA AMIN’NY MPINO SILAMO, NY FANAOVANA AZY HOAN’IZAY MANANA NY FAHAFAHANA.

“Ary manaova fiantsoana ny olona ho amin’ny Fivahinianana masina (Hajj) ianao. Fa ho tonga aminao am-pandehanana an-tongotra izy ireo, sy amin’ny alalan’ny fitaingenana biby, izay avy amin’ny làlana lavitra rehetra, mba handray anjara amin’ireo tombontsoa izay nomena azy ireo, sy hiantso ny anaran’Andriamanitra amin’ny andro voatondro, amin’ny biby fiompy izay nomenay azy ireo. “Mihinàna amin’izany ianareo, ary ampihinano ihany koa, ireo mahantra fadiranovana” (Kor’any, Sourat Al-hadj,.........

Tohiny


FCRA , MPIANATRA NAHAVITA FIANARANA 26 NO NAVOAKA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY, 11 AMIN’IZY IREO NO NAHAVITA FIANARANA TANY IVELANY KA TONGA TETO  MADAGASIKARA

EtudiantFCRA

Ny fianarana no isan’ny kitro hifaharan’ny fampandrosoana ny firenena iray. Maro anefa ireo zaza Malagasy izay hita fa tena misongadina any ampianarana fa mazana izy ireny dia tsy afaka manohy fianarana hatrany amin’ny farany vokatry ny tsy fananan’ny Ray amandReny. 

Etsy ankilan’izay , efa antaonany maro ary mbola mitohy hatramin’izao ny fanampiana sy tosika fanaon’ny FCRA ( Fanampiana Centre Rassoul Akram ) amin’ny fanomezana vatsimpianarana 100% ireo zaza Malagasy na amin’ny fianarany eto antoerana izany na ihany koa amin’ireo firenena maro any ivelany.......

Tohiny

ASA TANANA SY ASA TENA ETO MADAGASIKARA …DISO FIHEVITRA NY SASANY AMIN’NY FILAZANA FA HOE TSY MAHAVELONA IZANY.

artisanatPetit0621

Ny hoe mahantra ny ankamaroan’ny Malagasy aloha tsy hiadian-kevitra, fa ny antony mahatonga ny fahantrana no mampisavorovoro ka fisaka ny marina amin’io teboka io. Efa maro ny vahaolana naroso teto amin’ny pejy ,ary saika manodidina ny amin’ny famoronana asa hoan’ny tena no efa imbetsaka miverimberina eto. Tsy reraka ny mamerina izany fa  miankina amin’ny fiezahan’ny tsirairay ny fandrosoana sy ny fananan’asa hoan’ny rehetra. Tsy olana eto amintsika mihitsy amin’izao ny tsy fahaizan’ny tanora. Mamokatra firy moa ny oniversite ankehitriny amin’ny tanora Malagasy izay nahavita fianarana? .... 

Tohiny

Anisan’ny toriteny nataon’Imam Ali (as) mikasika ny nandefasana an’ilay Mpaminany Mohamad (saw).

ImamAliPetit

Izany moa dia hatramin’ny nandefasan’i Allâh Ilay Be Voninahitra an’i Mohammad (saw) ho fanatontosana ny Fampanantenany sy ho fanaperana ny Faminaniany, izay nanohy ny fifanarahany tamin’ireo Mpaminany, ireo toetrany dia malaza, ny fahaterahany dia henin-kaja.  Ary ny olombelona teto ambonin’ny tany tamin’izany fotoana izany dia nanana finoana nizarazara, sy .........

Tohiny

FANKALAZANA NY FAHA 62 TAONAN’NY FAHALEOVANTENA MALAGASY SY NY FIFORONAN’NY FOLOALINDAHY….MANINONA MOA RAHA SAMY MIFETY MIARAKA AMIN’NY TANDROKA ARON’NY VOZONA IREO NY VAHOAKA.

26Juin22

Eny tokoa, mitsingerina amin’ny taona ity ny faha 62 taonan’ny fahaleovantena sy ny fetin’ny foloalindahy Malagasy. Manerana an’i Madagasikara dia misy fety entina hanamarihana izany avokoa toy ny mahazatra. Misy ny mankasitraka, ao ireo milaza fa tsy ilaina ny fanaovana ny kerimesy etsy sy eroa. Ady hevitra tsy mitondra mankaiza anefa izany fa ny tokony hiarahana mandinika dia ny hoavin’izao Nosy izao amin’ny 62 taona manaraka. Variana mifanome tsiny no matetika ny zava-misy rehefa samy mahatsapa fa ....

Tohiny