ECOUTEZ LA RADIO :  

Gazety volana aogositra

Gazety volana aogositra(2020) || Gazety volana septambra 2020 || Gazety volana oktôbra 2020 || Gazety volana novambra (2020) || Gazety volana desambra (2020) || Gazety volana Janoary (2021) || Gazety volana febroary [2021] || Gazety volana martsa [2021]

 


 TOE-KARENA     ||    FINOANA


EntteJournalAogositra


FANDRAHARAHANA ETO MADAGASIKARA,  MITARAINA HO MATY ANTOKA NY MPAMPIASA, NANAMPY TROTRAKA NY OLANA EFA MISY NY FITATERANA IREO MPIASA ENY ANIVON’NY ORINASA.

COMMERCE

Mitoreo ny mpampiasa amin’izao satria tsy vitan’ny olana efa nisy izay niainana hatrizay, mbola niampy indray izany noho ny izao ‘‘corona’’ izao : Nifandimby ny rahona sy ny masoandro amin’ny resaka fandraharahana eto madagasikara hoy ireo orinasa sendra ny fanadihadiana izay nataonay satria, ny fisokafana sy ny fikatonana izay natao tamin’ireo orinasa hoy izy ireo dia nisy fiantraikany ratsy izany amin’ny fihodinan’ny asa teny anivon’ireny orinasa ireny. Vokatr’izay dia nihena ny vola miditra, betsaka ihany koa ireo izay tsy maintsy nanala ny mpiasa vokatry ny tsy fanefana mihitsy ny karaman’ireo mpiasa. Mahatsiaro ho maty antoka ireo mpivarotra eto amintsika amin’izao raha araka ny fanadihadiana natao noho ny resaka ‘‘  Surproduction’’ satria tsisy mividy ny entana eny amin’ny magazay. (vakio ny lahatsotratra rehetra)


Artisanat  HAFATRA HOAN'NY MPIASA TENA.......ATAOVY TSARA NY ASA NOVOKARINAO, RY TANORA NAMANA AZA AMIDY MORA NY FAHAIZANA  Voaresaka matetika ny antony mahatonga ny fahantrana eto Madagasikara. Efa maro ny vahaolana naroso teto amin’ny pejy , ary saika manodidina ny amin’ny famoronana asa hoan’ny tena no efa imbetsaka miverimberina eto. (vakio ny lahatsoratra rehetra)    

paradisfiscal resaka ‘‘PARADIS FISCAL’’ ...HAZAVA NY RESAKA, tsy hisy intsony ny tsy maty manota hoy ny filoha andry nirina rajoelina.

Betsaka ny resaka mandeha mikasika ny fanodikodinam-bola amin’izao fotoana izao. Tsikaritra hatramin’izay fa tsy nisy mangarahara mihitsy ny fitantanambolampanjakana hatramin’izay teto amintsika, nahagaga ny maro anefa fa nisy nikobokobonin’ny marina ny sasany namoaka ilay tsy ambaratelo mikasika ny ‘‘ paradis fiscal’’. (vakio ny lahatsoratra rehetra)

 
   

hajj 

NY FIVAHINIANANA MASINA (HAJJ), ADIDY TAKIANA AMIN’NY MPINO SILAMO, INDRISY MANTSY FA TSY AFAKA NATAO IZANY TAMIN’ITY TAONA 2020 ITY.

style="text-align: justify;">“Ary manaova fiantsoana ny olona ho amin’ny Fivahinianana masina (Hajj) ianao.

Fa ho tonga aminao am-pandehanana an-tongotra izy ireo, sy amin’ny alalan’ny fitaingenana biby, izay avy amin’ny làlana lavitra rehetra, mba handray anjara amin’ireo tombontsoa izay nomena azy ireo, sy hiantso ny anaran’Andriamanitra amin’ny andro voatondro, amin’ny biby fiompy izay nomenay azy ireo. (vakio ny lahatsoratra rehetra)

   



 Retour